Paroles de chanson et traduction Mahaleo - Ilay Nosy

Na lavitra aza aho
Même si je suis loin
Tsy nanadino anao
Non vous oublié
Fa toy ny reny nitaiza
Mais comme la mère adoptive
Tsy adino n'aiza n'aiza
Sans oublier partout

Fa nahitako masoandro
Mais je l'ai vu le soleil
Tiako sy mamiko
J'aime et je l'aime
O tadidiko isan'andro
O souvenir quotidien
Tiako ny taniko
J'adore ma terre

Fa tiako anie ilay nosy
Mais je veux être l'île
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Pour les éducateurs, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Pour partout
Ho onenana
être habité
Ny tany nitaiza
La terre adoptive
Tsy maintsy hiverenana
Doit retourner
fa ao no hilevenana
mais il y a Levene

Raha toa aho nandeha
Si je suis allé
Tsy hitahita, tsy re
Bientôt,
Tsy hoe akory nanary
Ce ne soit pas perdu
Fa nikaroka ny ahy
Mais à la recherche de moi

Fa ny fanahin'ny fo
Fanahingny
Tsy taiza fa teo ihany
Non où cela était,
O tany aminao avokoa
O vous
Fa mamy ianao, tena mamy
Pour sweet sweet

Fa tiako anie ilay nosy
Mais je veux être l'île
Fa nanabe, nibaby, nandrotsirotsy
Pour les éducateurs, nibaby, nandrotsirotsy
Fa n'aiza n'aiza
Pour partout
Ho onenana
être habité
Ny tany nitaiza
La terre adoptive
Tsy maintsy hiverenana
Doit retourner
fa ao no hilevenana
mais il y a Levene


Traduction par Anonyme

Ajouter / modifier la traduction
Email:

P