Recherche
Paroles-traductions.com
A-Z
A
B
C
D
E
F
G
H
I
J
K
L
M
N
O
P
Q
R
S
T
U
V
W
X
Y
Z
#
Recherche
Mage 4 - Tsy Iteny Aho
traduction
1. Ajouter la traduction:
Je ne parlerai pas - Mage 4 Dites-moi pourquoi nous Toujours essayé de mentir Samui, froid Il est bon de rencontrer Expliquez à nouveau que tout bon pour nous Expliquez-moi que je ne pouvais pas plus Plus de mensonges, que je sois en Mais si le cœur est pas calme Suis-je pas dit que ce serait pas croire Mais avec moi depuis Non seulement aimé, mais vous n'êtes pas seul Les seins joug dRafahatsiarovana dans Imprimer le nom: l'amour Dites-moi qui a séché Il n'y a plus la faveur Dites-moi que notre destin La branche est Expliquez à nouveau qu'il est juste pour nous Dites à tous ceux qui ridiculisent Il était clair que le condamné limité
2. Votre nom:
3. Entrez le texte de validation:
4. Cliquez sur "Ajouter":
Mage 4 - Tsy Iteny Aho
paroles
1. Paroles de chanson:
Tsy hiteny aho - Mage 4 Lazao ahy nahoana isika No niezaka handainga foana Milaza samu hoe mangatsika Tsy tsara intsony ny mihaona Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika Hazavao ahy fa tsy azoko intsony Itantarao lainga aho mba ho vita any Fa raha ny foko tsy hitony F’izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao Fa raha ny amiko hatrizay Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana Lazao ahy fa efa ritra Tsy misy intsony ilay fitia Lazao ahy fa anjaran-tsika Ny hisampana ny dia Hazavao indray fa izay no tsara ho antsika Lazao avokoa izay esona rehetra Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra