Recherche
Paroles-traductions.com
A-Z
A
B
C
D
E
F
G
H
I
J
K
L
M
N
O
P
Q
R
S
T
U
V
W
X
Y
Z
#
Recherche
Mage 4 - Ilay Hazavana
traduction
1. Ajouter la traduction:
La lumière - Mage 4 Voici le jour où père Qu'il y ait monde amingizao lumière Le mouvement du soleil lumière Et pour détruire toutes les couleurs foncées la lumière à partir de Doit vivre merci le nom Louange et honneur de vous Chaque créature qui Dieu est bon Il déclare que l'excellent Père Les bénédictions Pour nous tous La grâce éternelle la lumière à partir de Doit vivre merci le nom Louange et honneur de vous (Musique) la lumière (La lumière) à partir de Doit vivre merci (Merci) le nom Louange et honneur de vous
2. Votre nom:
3. Entrez le texte de validation:
4. Cliquez sur "Ajouter":
Mage 4 - Ilay Hazavana
paroles
1. Paroles de chanson:
Ilay hazavana - Mage 4 Indro tonga ny andro izay Ilazan'i Ray Mba hisian'ny hazavana amin'izao tontolo izao Namoronany ny masoandro izay Mitondra hazavana Sy handrava ireo aloka misy haizina Ilay hazavana Avy aminao No entinay miaina ety Isaorana Ny anaranao Dera sy laza ho anao Izay rehetra nohariany izay Dia tsara avokoa Manambara fa lafatra tokoa Izy Ray Ny fahasoavany harotsany foana Ho antsika rehetra Ilay fahasoavana maharitra mandrakizay Ilay hazavana Avy aminao No entinay miaina ety Isaorana Ny anaranao Dera sy laza ho anao (feon-kira) Ilay hazavana (ilay hazavana) Avy aminao No entinay miaina ety Isaorana (Isaorana) Ny anaranao Dera sy laza ho anao