Recherche
Paroles-traductions.com
A-Z
A
B
C
D
E
F
G
H
I
J
K
L
M
N
O
P
Q
R
S
T
U
V
W
X
Y
Z
#
Recherche
Mahaleo - Meloka
traduction
1. Ajouter la traduction:
Patsy fa azo atao Fantatro Tia a une nouvelle Meloka Patsy Saingy voatanan'ny torrent Tiako un tsokosoko- Notanako am-po Patsy hiloaka Patsy Noferako navelako hivoaka UEFA Donne foin hery Patsy hitoaina Tiako hodradradradraina [Refrain:] Ianao eo eo fa anilako Hitako reko feo sy Donner et iky UEFA Patsy takatro Patsy ho fa prophétie ianao fantatro Fa ny ny fo celle-ci a manan'tandrify Un épha O-O tratrany ianao pas mitampify Ny prophétie misy tady O ambozonana Patsy Midiridiry foin takomana Ny taonantsika ko mifanelanelana Izaho épha vo manière de s'habiller ENAO séjour mamelana Ianao hary elatra hety hisidina Izao épha hitsingidina [Refrain:] Ny tanantsika te hifanantona UEFA Patsy nihaona akory, indreny nihantona Samy mettre Patsy UEFA manantena Ny lalantsika Patsy hifanena
2. Votre nom:
3. Entrez le texte de validation:
4. Cliquez sur "Ajouter":
Mahaleo - Meloka
paroles
1. Paroles de chanson:
Fantatro fa tsy azo atao Meloka ny mitia anao Saingy tsy voatanan'ny foko Tiako an-tsokosoko Notanako am-po tsy hiloaka Noferako tsy navelako hivoaka Nefa Toa hery tsy hay hitoaina Tiako hodradradradraina [Chorus:] Fa eo ianao anilako eo Hitako sy reko feo Toa akaiky nefa tsy takatro Tsy ho ahy ianao fa fantatro Fa ny anao ny fo efa manan'tandrify Efa eny an-tratrany eny ianao no mitampify Ny ahy misy tady eny ambozonana Midiridiry tsy hay takomana Ny taonantsika ko mifanelanelana Izaho efa malazo enao vao vo mamelana Ianao hary elatra hety hisidina Izao efa hitsingidina [Chorus:] Ny tanantsika te hifanantona Nefa tsy nihaona akory, indreny nihantona Samy tia nefa tsy manantena Ny lalantsika tsy hifanena