Paroles de chanson et traduction Mahaleo - Meloka

Fantatro fa tsy azo atao
Patsy fa azo atao Fantatro
Meloka ny mitia anao
Tia a une nouvelle Meloka
Saingy tsy voatanan'ny foko
Patsy Saingy voatanan'ny torrent
Tiako an-tsokosoko
Tiako un tsokosoko-

Notanako am-po tsy hiloaka
Notanako am-po Patsy hiloaka
Noferako tsy navelako hivoaka
Patsy Noferako navelako hivoaka
Nefa Toa hery tsy hay hitoaina
UEFA Donne foin hery Patsy hitoaina
Tiako hodradradradraina
Tiako hodradradradraina

[Chorus:]
[Refrain:]
Fa eo ianao anilako eo
Ianao eo eo fa anilako
Hitako sy reko feo
Hitako reko feo sy
Toa akaiky nefa tsy takatro
Donner et iky UEFA Patsy takatro
Tsy ho ahy ianao fa fantatro
Patsy ho fa prophétie ianao fantatro

Fa ny anao ny fo efa manan'tandrify
Fa ny ny fo celle-ci a manan'tandrify

Efa eny an-tratrany eny ianao no mitampify
Un épha O-O tratrany ianao pas mitampify
Ny ahy misy tady eny ambozonana
Ny prophétie misy tady O ambozonana
Midiridiry tsy hay takomana
Patsy Midiridiry foin takomana

Ny taonantsika ko mifanelanelana
Ny taonantsika ko mifanelanelana
Izaho efa malazo enao vao vo mamelana
Izaho épha vo manière de s'habiller ENAO séjour mamelana
Ianao hary elatra hety hisidina
Ianao hary elatra hety hisidina
Izao efa hitsingidina
Izao épha hitsingidina

[Chorus:]
[Refrain:]
Ny tanantsika te hifanantona
Ny tanantsika te hifanantona
Nefa tsy nihaona akory, indreny nihantona
UEFA Patsy nihaona akory, indreny nihantona
Samy tia nefa tsy manantena
Samy mettre Patsy UEFA manantena
Ny lalantsika tsy hifanena
Ny lalantsika Patsy hifanena


Traduction par Anonyme

Ajouter / modifier la traduction
Email:

P